plt_tn/jdg/02/16.md

849 B

Ary Yaveh nanandratra mpitsara

Ny fanendren'i Yaveh olona ho mpitsara dia resahina ny hoe nanandratra olona Izy.

tamin'ny tanan'ireo izay

"tanana" eto dia midika hoe hery. DH: "avy amin'ny herin'ireo fahavalony"

tsy nihaino ireo mpitsarany izy ireo

"tsy nankatò ireo mpitsarany izy ireo"

nanolotra ny tenany toy ny mpijangajanga tamin'ireo andriamanin-kafa sy nanompo ireo

Ny fivadihan'ny vahoaka tamin'i Yaveh sy ny fanompon'izy ireo andriamani-kafa dia resahina toy ny hoe nijangajanga ny vahoaka. DH: "Nivadika taminy tamin'ny fanompoana andriamanitra tsy izy"

Nivily faingana tamin'ny lalana niainan'ireo razany izy ireo

Ny tsy fanompoan'ny vahoaka an'i Yaveh tahaka izay nataon'ireo razany dia resahina toy ny hoe nivily sy nandeha tany amin'ny lalan-kafa tsy tahaka ireo razany ny vahoaka.

ireo razany

"ireo razambeny"