plt_tn/jdg/02/14.md

967 B

Nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh

Nofaritana tahaka afo mandoro ny hatezeran'i Yaveh. DH: "Tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Yaveh"

nomeny an'ireo mpanafika izay nangalatra ny fananan'izy ireo taminy izy ireo

"navelany angalatra ny fananan'izy ireo ireo mpanafika"

Namidiny ho andevo izay voatazona tamin'ny herin'ny fahavalo manodidina azy ireo izy ireo, mba tsy hahafahan'izy ireo intsony miaro ny tenany amin'ireo fahavalony

Ny famelan'i Yaveh ireo fahavalo haka ireo Israelita ho andevo dia resahina toy ny hoe namidiny ho amin'ny fanandevozana izy ireo. Ny andian-teny hoe "ireo izay voatazona tamin'ny" dia azo adika tahaka izao. DH: "Namela ireo fahavalony handresy azy ireo sy haka azy ireo ho andevo Izy, ary tsy hahatohitra ny tanjak'ireo fahavalony intsony izy ireo"

ny tanan'i Yaveh dia nanohitra azy ireo mba handresy azy ireo

"tanana" eto dia manambara ny herin'i Yaveh. DH: "Nanampy ireo fahavalony handresy azy ireo Yaveh"