forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
967 B
Markdown
16 lines
967 B
Markdown
|
# Nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Nofaritana tahaka afo mandoro ny hatezeran'i Yaveh. DH: "Tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# nomeny an'ireo mpanafika izay nangalatra ny fananan'izy ireo taminy izy ireo
|
||
|
|
||
|
"navelany angalatra ny fananan'izy ireo ireo mpanafika"
|
||
|
|
||
|
# Namidiny ho andevo izay voatazona tamin'ny herin'ny fahavalo manodidina azy ireo izy ireo, mba tsy hahafahan'izy ireo intsony miaro ny tenany amin'ireo fahavalony
|
||
|
|
||
|
Ny famelan'i Yaveh ireo fahavalo haka ireo Israelita ho andevo dia resahina toy ny hoe namidiny ho amin'ny fanandevozana izy ireo. Ny andian-teny hoe "ireo izay voatazona tamin'ny" dia azo adika tahaka izao. DH: "Namela ireo fahavalony handresy azy ireo sy haka azy ireo ho andevo Izy, ary tsy hahatohitra ny tanjak'ireo fahavalony intsony izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny tanan'i Yaveh dia nanohitra azy ireo mba handresy azy ireo
|
||
|
|
||
|
"tanana" eto dia manambara ny herin'i Yaveh. DH: "Nanampy ireo fahavalony handresy azy ireo Yaveh"
|