plt_tn/jdg/02/06.md

1.1 KiB

Ary Josoa

Eto ny hoe "Ary" dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara. Eto ny mpitantara dia manomboka ny famintinana izay manazava ny fomba nanotan'ny taranak'ireo Israelita sy ny nanompony andriamanitra tsy izy ka dia nofaizin'Andriamanitra izy ireo, nefa dia nandefa mpitsara hanavotra azy ireo izy. Ity famintinana ity dia tapitra eo amin'ny 2:23.

rehefa ... Josoa ... maty tamin'ny faha 110 taonany

Ny tranga ao amin'ny 1:1-2:5 dia niseho taorian'ny nahafatesan'i Josoa. Ity dia mamerina mitantara ireo tranga izay niseho tamin'ny faran'ny bokin'i Josoa.

toerana voatendry

Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "nankany amin'ny toerana nomen'i Yaveh azy ireo"

nandritra ny androm-piainana

Fotoana izay iainan'ny olona iray. DH: "nandritra ny fiainana"

loholona

Ireo lehilahy izay nanampy ny mpitariky ny Israely, nandray anjara tamin'ireo raharaham-pitsaram-piarahamonina sy ny raharaham-pinoana toy ny fisahanana ny lalàn'i Mosesy.

mbola velona taoriany

Ny dikan'izany dia hoe lava andro iainana nohon'ny olona hafa. DH: "niaina mihoatra izay noheveriny"

Nona

Anaran-dehilahy izany