plt_tn/jdg/02/06.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary Josoa
Eto ny hoe "Ary" dia ampiasaina ho mari-pihatoana ao amin'ny fizotrin'ny tantara. Eto ny mpitantara dia manomboka ny famintinana izay manazava ny fomba nanotan'ny taranak'ireo Israelita sy ny nanompony andriamanitra tsy izy ka dia nofaizin'Andriamanitra izy ireo, nefa dia nandefa mpitsara hanavotra azy ireo izy. Ity famintinana ity dia tapitra eo amin'ny 2:23.
# rehefa ... Josoa ... maty tamin'ny faha 110 taonany
Ny tranga ao amin'ny 1:1-2:5 dia niseho taorian'ny nahafatesan'i Josoa. Ity dia mamerina mitantara ireo tranga izay niseho tamin'ny faran'ny bokin'i Josoa.
# toerana voatendry
Azo adika mazava kokoa tahaka izao izany. DH: "nankany amin'ny toerana nomen'i Yaveh azy ireo"
# nandritra ny androm-piainana
Fotoana izay iainan'ny olona iray. DH: "nandritra ny fiainana"
# loholona
Ireo lehilahy izay nanampy ny mpitariky ny Israely, nandray anjara tamin'ireo raharaham-pitsaram-piarahamonina sy ny raharaham-pinoana toy ny fisahanana ny lalàn'i Mosesy.
# mbola velona taoriany
Ny dikan'izany dia hoe lava andro iainana nohon'ny olona hafa. DH: "niaina mihoatra izay noheveriny"
# Nona
Anaran-dehilahy izany