plt_tn/jdg/01/30.md

16 lines
278 B
Markdown

# Tsy noroahin'i Zebolona
Eto ny hoe "Zebolona" dia ireo lehilahy na miaramilan'ny fokon'i Zebolona.
# Kitrona... Nahalola
Anaran-tanàna tao amin'ny tany Kanana ireo
# Nefa noteren'i Zebolona
"Zebolona" eto dia ireo vahoakan'ny fokon'i Zebolona.
# asa mafy
"asa enjana"