plt_tn/jdg/01/30.md

278 B

Tsy noroahin'i Zebolona

Eto ny hoe "Zebolona" dia ireo lehilahy na miaramilan'ny fokon'i Zebolona.

Kitrona... Nahalola

Anaran-tanàna tao amin'ny tany Kanana ireo

Nefa noteren'i Zebolona

"Zebolona" eto dia ireo vahoakan'ny fokon'i Zebolona.

asa mafy

"asa enjana"