plt_tn/jdg/01/22.md

719 B

Ny ankohonan'i Josefa

Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe taranaka. Manase sy Efraima dia zanak'i Josefa, ary ny hoe "ankohonan'i Josefa" dia azo ilazana ireo taranak'i Manase sy Efraima." DH: "ireo taranak'i Manase sy Efraima" na "Ireo olon'ny fokon'ny Manase sy Efraima"

hanafika an'i Betela

Eto ny hoe "Betela" dia ireo vahoaka izay monina ao Betela.

mitsikilo

Mba hahazo vaovao an-tsokosoko

ilay tanàna izay nantsoina hoe Lozy teo aloha

Izany dia fampahafantarana fototra. Ny sasany tamin'ireo olona izay namaky voalohany ity boky ity dia mety efa nahare ny amin'ny Lozy nefa tsy nahafantatra fa ny tanàna izay nantsoin'izy ireo Betela ihany izany.

Mpitsikilo

olona maka vaovao an-tsokosoko