plt_tn/jdg/01/22.md

20 lines
719 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny ankohonan'i Josefa
Eto ny hoe "ankohonana" dia midika hoe taranaka. Manase sy Efraima dia zanak'i Josefa, ary ny hoe "ankohonan'i Josefa" dia azo ilazana ireo taranak'i Manase sy Efraima." DH: "ireo taranak'i Manase sy Efraima" na "Ireo olon'ny fokon'ny Manase sy Efraima"
# hanafika an'i Betela
Eto ny hoe "Betela" dia ireo vahoaka izay monina ao Betela.
# mitsikilo
Mba hahazo vaovao an-tsokosoko
# ilay tanàna izay nantsoina hoe Lozy teo aloha
Izany dia fampahafantarana fototra. Ny sasany tamin'ireo olona izay namaky voalohany ity boky ity dia mety efa nahare ny amin'ny Lozy nefa tsy nahafantatra fa ny tanàna izay nantsoin'izy ireo Betela ihany izany.
# Mpitsikilo
olona maka vaovao an-tsokosoko