plt_tn/jdg/01/18.md

8 lines
182 B
Markdown

# Niaraka tamin'ireo vahoakan'i Joda i Yaveh
Eto ny hoe "niaraka" dia midika fa nanampy ny vahoakan'i Joda i Yaveh.
# tany lemaka
Toerana midadasika be, tany tsy misy hazo maniry