# Niaraka tamin'ireo vahoakan'i Joda i Yaveh Eto ny hoe "niaraka" dia midika fa nanampy ny vahoakan'i Joda i Yaveh. # tany lemaka Toerana midadasika be, tany tsy misy hazo maniry