plt_tn/jdg/01/14.md

652 B

nandrisika azy izy

"Nandrisika an'i Otniela i Aksa"

hanome saha iray azy ... satria ianao nanome ahy ny tany

Izany dia midika fa nanome tany azy i Kaleba rehefa nagataka izany izy ao amin'ny andininy faha 14. Ao amin'ny andininy faha 15, dia nangataka loharano ho fanampin'ny saha izy.

Omeo tso-drano aho

"Ampio aho" na "Ataovy ho ahy izao"

Satria efa nomenao ahy ny tany Negeva

Natolotr'i Kaleba ho vadin'i Otniela i Aksa, ka dia niara-nipetraka tamin'i Otniela tao amin'ny tanàna izay babo tao Negeva izy. Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao tahaka izao. DH: "Satria efa nampanambady ahy ianao mba honenako any Negeva"