plt_tn/jdg/01/14.md

16 lines
652 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nandrisika azy izy
"Nandrisika an'i Otniela i Aksa"
# hanome saha iray azy ... satria ianao nanome ahy ny tany
Izany dia midika fa nanome tany azy i Kaleba rehefa nagataka izany izy ao amin'ny andininy faha 14. Ao amin'ny andininy faha 15, dia nangataka loharano ho fanampin'ny saha izy.
# Omeo tso-drano aho
"Ampio aho" na "Ataovy ho ahy izao"
# Satria efa nomenao ahy ny tany Negeva
Natolotr'i Kaleba ho vadin'i Otniela i Aksa, ka dia niara-nipetraka tamin'i Otniela tao amin'ny tanàna izay babo tao Negeva izy. Ny dika fenon'izany andian-teny izany dia azo atao tahaka izao. DH: "Satria efa nampanambady ahy ianao mba honenako any Negeva"