forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
757 B
Markdown
16 lines
757 B
Markdown
# hijanona herintaona
|
|
|
|
Ataon'i Jakoba toy ny hoe fandaniana vola ny fandaniana fotoana. "hijanona any mandritra ny herintaona"
|
|
|
|
# Iza no mahalala izay hitranga rahampitso
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io i Jakoba mba hanitsiana ireo mpamaky. Azo adika ho teny tsotra io. DH: "Tsy misy mahalala izay hiseho rahampitso"
|
|
|
|
# ary inona ny fiainanareo
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io i Jakoba mba hampianarana ireo mpino fa tsy dia manan-danja tahaka ny inona ny fiainana ara-nofo. Azo adika ho teny tsotra io. DH: "ary hevero ny fiainanareo ara-nofo"
|
|
|
|
# Fa zavona mipoitra vetivety ianareo ary avy eo dia levona
|
|
|
|
Oharin'i Jakoba amin'ny zavona izay mipoitra ary manjavona vetivety foana ny olona. DH: "fotoana kely ihany no ahavelomanareo, ary avy eo dia maty ianareo"
|