# hijanona herintaona Ataon'i Jakoba toy ny hoe fandaniana vola ny fandaniana fotoana. "hijanona any mandritra ny herintaona" # Iza no mahalala izay hitranga rahampitso Mampiasa io fanontaniana io i Jakoba mba hanitsiana ireo mpamaky. Azo adika ho teny tsotra io. DH: "Tsy misy mahalala izay hiseho rahampitso" # ary inona ny fiainanareo Mampiasa io fanontaniana io i Jakoba mba hampianarana ireo mpino fa tsy dia manan-danja tahaka ny inona ny fiainana ara-nofo. Azo adika ho teny tsotra io. DH: "ary hevero ny fiainanareo ara-nofo" # Fa zavona mipoitra vetivety ianareo ary avy eo dia levona Oharin'i Jakoba amin'ny zavona izay mipoitra ary manjavona vetivety foana ny olona. DH: "fotoana kely ihany no ahavelomanareo, ary avy eo dia maty ianareo"