plt_tn/jas/04/11.md

24 lines
720 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manondro ireo mpino izay nanoratan'i Jakoba avaokoa ny "ianareo" ato amin'ity ampahany ity.
# mifanaratsy
"manohitra" na "milaza zavatra ratsy momba"
# ry rahalahy
Ataon'i Jakoba toy ny hoe mpirahalahy iray rà ireo mpino. DH: "ry mpino namako"
# fa mpitsara
"fa manao toy ny olona izay manome ny lalàna ianareo"
# Iray ihany no manome lalàna sy mitsara
Manondro an'Andriamanitra io. "Andriamanitra ihany no manome ny lalàna sy mitsara ny olona"
# Iza moa ianao, izay mitsara ny namanao?
Io dia fanontaniana fampisainana izay ampiasain'i Jakoba mba hibedesana ireo mpamaky. Azo adika ho teny tsotra io. DH: "Olombelona ihany ianao ka tsy afaka ny hitsara olombelona"