plt_tn/jas/04/06.md

32 lines
653 B
Markdown

# Fa Andriamanitra manome fahasoavana bebe kokoa
Azo atao mazava ny fifandraisan'ity fehezanteny ity amin'ilay andininy teo aloha: "Fa, na dia mety haniry izay tsy ho azontsika aza ny fanahintsika, dia manome fahasoavana miambiampy Andriamanitra, raha manetri-tena isika"
# manome fahasoavana bebe kokoa
Raisina toy ny hoe zavatra mivaingana azo omena ny fahasoavana.
# ny mpirehareha
"ireo olona mieboebo"
# ny mpanetry tena
"ireo olona manetri-tena"
# Ka
"Noho izany"
# maneke an'Andriamanitra
"mankatoava an'Andriamanitra"
# Tohero ny devoly
"Aza manao izay tian'ny devoly"
# anareo
Manondro ireo mpamakin'i Jakoba io mpisolo-tena io.