# Fa Andriamanitra manome fahasoavana bebe kokoa Azo atao mazava ny fifandraisan'ity fehezanteny ity amin'ilay andininy teo aloha: "Fa, na dia mety haniry izay tsy ho azontsika aza ny fanahintsika, dia manome fahasoavana miambiampy Andriamanitra, raha manetri-tena isika" # manome fahasoavana bebe kokoa Raisina toy ny hoe zavatra mivaingana azo omena ny fahasoavana. # ny mpirehareha "ireo olona mieboebo" # ny mpanetry tena "ireo olona manetri-tena" # Ka "Noho izany" # maneke an'Andriamanitra "mankatoava an'Andriamanitra" # Tohero ny devoly "Aza manao izay tian'ny devoly" # anareo Manondro ireo mpamakin'i Jakoba io mpisolo-tena io.