plt_tn/jas/03/15.md

60 lines
1.5 KiB
Markdown

# Izany dia tsy
Ny hoe "izany" dia manondro ireo "fialonana mangidy sy fanirian-daza" voalaza teo amin'ireo andininy teo aloha.
# fahendrena izay nidina avy any ambony
Ny hatsaran'ny fahendrena avy any ambony dia oharina amin'ny zavatra izay nalefan'Andriamanitra avy any an-danitra.
# ambony
Eto ny "ambony" dia ilazana an'Andriamanitra.
# avy amin'ny tany
Ny teny hoe "avy amin'ny tany" dia maneho ny lanja sy toetran'ny olona izay tsy manaja an'Andriamanitra. DH: "tsy manaja an'Andriamanitra"
# tsy ara-panahy
"tsy avy amin'ny Fanahy Masina"
# demoniaka
"avy amin'ny demonia"
# Fa any amin'izay misy fialonana sy fanirian-daza
Eto ny hoe "fialonana" dia maneho ireo faniriana ny hanana sy hiaina izay hananan'ny olona sy hataon'izy ireo, ary ny fanirian-daza dia maneho ny fikatsahana ny hahazo tombontsoa ka tsy miraharaha ny an'ny hafa.
# misy fifanjevona
"misy korontana"
# fanaovana ny ratsy rehetra
"ireo karazana toetra ratsy rehetra" na "ireo karzana asa rasty rehetra"
# madio aloha
"masina aloha"
# mihevitra ny hafa
miraharaha ny olona hafa
# vokatra tsara
Oharina amin'ny voankazo eny ambony hazo ny asa tsara. DH: "asa tsara"
# tsotra
"marina"
# Ny vokatry ny fahamarinana dia voafafy am-piadanana eo anivon'ireo izay mampihavana
Oharina amin'ny vokatra izay nafafin'ny mpamboly ny voka-tsoan'ny fahamarinana. DH: "Ireo izay miaina am-pihavanana dia manao izay lazain'Andriamanitra fa tsara"
# mampihavana
"miaina amim-pihavanana." DH: "mahatonga ny hiaina amim-piahavanana"