# Izany dia tsy Ny hoe "izany" dia manondro ireo "fialonana mangidy sy fanirian-daza" voalaza teo amin'ireo andininy teo aloha. # fahendrena izay nidina avy any ambony Ny hatsaran'ny fahendrena avy any ambony dia oharina amin'ny zavatra izay nalefan'Andriamanitra avy any an-danitra. # ambony Eto ny "ambony" dia ilazana an'Andriamanitra. # avy amin'ny tany Ny teny hoe "avy amin'ny tany" dia maneho ny lanja sy toetran'ny olona izay tsy manaja an'Andriamanitra. DH: "tsy manaja an'Andriamanitra" # tsy ara-panahy "tsy avy amin'ny Fanahy Masina" # demoniaka "avy amin'ny demonia" # Fa any amin'izay misy fialonana sy fanirian-daza Eto ny hoe "fialonana" dia maneho ireo faniriana ny hanana sy hiaina izay hananan'ny olona sy hataon'izy ireo, ary ny fanirian-daza dia maneho ny fikatsahana ny hahazo tombontsoa ka tsy miraharaha ny an'ny hafa. # misy fifanjevona "misy korontana" # fanaovana ny ratsy rehetra "ireo karazana toetra ratsy rehetra" na "ireo karzana asa rasty rehetra" # madio aloha "masina aloha" # mihevitra ny hafa miraharaha ny olona hafa # vokatra tsara Oharina amin'ny voankazo eny ambony hazo ny asa tsara. DH: "asa tsara" # tsotra "marina" # Ny vokatry ny fahamarinana dia voafafy am-piadanana eo anivon'ireo izay mampihavana Oharina amin'ny vokatra izay nafafin'ny mpamboly ny voka-tsoan'ny fahamarinana. DH: "Ireo izay miaina am-pihavanana dia manao izay lazain'Andriamanitra fa tsara" # mampihavana "miaina amim-pihavanana." DH: "mahatonga ny hiaina amim-piahavanana"