plt_tn/jas/03/09.md

24 lines
549 B
Markdown

# Amin'io no hiderantsika
"ny lela no ampiasaintsika hilazana teny izay"
# hanozonantsika olona
Ny atao hoe manozona dia magataka an'Andriamanitra hamely ny hafa.
# izay natao nitovy tamin'Andriamanitra
Azo atao hoe DH: "Izay namboarin'Andriamanitra hitovy aminy"
# Avy amin'izany vava izany ihany no hivoahan'ny fitahiana sy fanozonana
Oharina amin'ny zavatra mivoaka avy amin'ny vavan'ny olona iray ny teny izay mitondra fitahiana na ozona.
# Ry rahalahiko
"Ry kristiana namako"
# tsy tokony hitranga ireo zavatra ireo
"tsy mety izany"