# Amin'io no hiderantsika "ny lela no ampiasaintsika hilazana teny izay" # hanozonantsika olona Ny atao hoe manozona dia magataka an'Andriamanitra hamely ny hafa. # izay natao nitovy tamin'Andriamanitra Azo atao hoe DH: "Izay namboarin'Andriamanitra hitovy aminy" # Avy amin'izany vava izany ihany no hivoahan'ny fitahiana sy fanozonana Oharina amin'ny zavatra mivoaka avy amin'ny vavan'ny olona iray ny teny izay mitondra fitahiana na ozona. # Ry rahalahiko "Ry kristiana namako" # tsy tokony hitranga ireo zavatra ireo "tsy mety izany"