forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
914 B
Markdown
28 lines
914 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mamakafaka hevitra momba ireo zavatra kely mifehy zavatra lehibe i Jakoba.
|
|
|
|
# Ary raha asiantsika lamboridy eo ambavan'ireo soavaly
|
|
|
|
Miresaka momba ny lamboridin-tsoavaly i Jakoba. Ny lamboridy dia tapa-by kely izay apetraka eo amin'ny vavan'ny soavaly mba hibaikoana izay alehany.
|
|
|
|
# Ary raha
|
|
|
|
"Raha" na "Rehefa"
|
|
|
|
# soavaly
|
|
|
|
Ny soavaly dia biby lehibe izay ampiasaina hitondrana zavatra na olona.
|
|
|
|
# Jereo ihany koa fa ireo sambo ... voavilin'ny familiana tena kely
|
|
|
|
Ny familiana dia vy fisaka ao aorian'ny sambo izay ampiasaina mba hibaikoana izay alehan'ny sambo. Ny teny hoe "familiana" dia azo adika ihany koa hoe "fitaovana."
|
|
|
|
# entin'ny rivo-mahery
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "rehefa atosiky ny rivo-mahery"
|
|
|
|
# dia voavilin'ny familiana tena kely any amin'izay rehetra tian'ny mpanamory
|
|
|
|
"misy fitaovana kely izay azon'ny olona ampiasaina mba hibaikoana izay alehan'ny sambo"
|