# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mamakafaka hevitra momba ireo zavatra kely mifehy zavatra lehibe i Jakoba. # Ary raha asiantsika lamboridy eo ambavan'ireo soavaly Miresaka momba ny lamboridin-tsoavaly i Jakoba. Ny lamboridy dia tapa-by kely izay apetraka eo amin'ny vavan'ny soavaly mba hibaikoana izay alehany. # Ary raha "Raha" na "Rehefa" # soavaly Ny soavaly dia biby lehibe izay ampiasaina hitondrana zavatra na olona. # Jereo ihany koa fa ireo sambo ... voavilin'ny familiana tena kely Ny familiana dia vy fisaka ao aorian'ny sambo izay ampiasaina mba hibaikoana izay alehan'ny sambo. Ny teny hoe "familiana" dia azo adika ihany koa hoe "fitaovana." # entin'ny rivo-mahery Azo atao hoe DH: "rehefa atosiky ny rivo-mahery" # dia voavilin'ny familiana tena kely any amin'izay rehetra tian'ny mpanamory "misy fitaovana kely izay azon'ny olona ampiasaina mba hibaikoana izay alehan'ny sambo"