plt_tn/zec/10/04.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Avy amin'izy ireo no hiavian'ny vato fehizoro
"Ho avy amin'izy ireo ny vato fehizoro." Ny mpanapaka manan-danja iray dia resahina toy ny hoe vato fototra lehibe amin'ny trano. DH: "Ny taranak'izy ireo sasany dia ho mpanapaka tena manan-danja"
# avy amin'izy ireo no hiavian'ny fihantonan-javatra
"ho avy amin'izy ireo ny fihantonan-javatra." Ireo mpitarika lehibe dia resahina toy ny hoe fihantonan-javatra izay mihazona ny lay amin'ny toerany. DH: "ireo mpitarika izay hihazona ny firenena miaraka dia ho avy amin'izy ireo"
# avy amin'izy ireo no hiavian'ny tsipìka fiadiana
"ny tsipìka fiadiana dia ho avy amin'izy ireo." Ireo mpitarika miaramila dia resahina toy ny hoe tsipìka izay nampiasaina tamin'ny ady. DH: "ireo mpitarika miaramila dia ho avy amin'izy ireo"
# Ho toy ny mpiady
DH: "Ho mahery an'ady izy ireo"
# izay manitsaka ny fahavalony eo amin'ny fotaky ny lalana amin'ny ady
DH: "izay nandresy tanteraka ny fahavalon'izy ireo"
# ary hahamenatra ireo izay mitaingina soavalin'ady izy ireo
DH: "ary handresy ny fahavalon'izy ireo izay ambon'ny soavaly izay miady aminy izy ireo"