996 B
ireo bibidia any anaty volotara
Manam-pahaizana maro no mino fa ireo bibidia ireo dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'i Egypta. Azo faritana mazava tsara izany. DH: "ny vahoakan'i Egypta izay tahaka ny bibidia any anaty volotara"
ireo olona, izay hamaroan'ny ombilahy sy zanak'omby
Ireo vahoakan'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe andiam-biby fiompy marobe. DH: "ireo firenena matanjaka, izay tahaka ny andian'ombilahy"
aparitaho
Mampiely na mahatonga zavatra hiparitaka faingana amina lanana samihafa
Andriana no ho tonga avy any Egypta
Izany dia midika fa ireo andriana ireo dia avy any Egypta mba hanolotra fanatitra ho an'Andriamanitra any Jerosalema. DH: "Ka dia hanatitra fanomezana ho Anao ireo mpitarik'i Egypta" (UDB)
Etiopia
Izany dia manondro ny vahoakan'i Etiopia. DH: "Ny Etiopiana"
haninjitra ny tanany ho any amin'Andriamanitra
Izany dia fihetsika famantarana izay maneho fihobiana an'Andriamanitra. DH: "manandra-tanana hiderana an'Andriamanitra"