# ireo bibidia any anaty volotara Manam-pahaizana maro no mino fa ireo bibidia ireo dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'i Egypta. Azo faritana mazava tsara izany. DH: "ny vahoakan'i Egypta izay tahaka ny bibidia any anaty volotara" # ireo olona, izay hamaroan'ny ombilahy sy zanak'omby Ireo vahoakan'ireo firenen-kafa dia lazaina toy ny hoe andiam-biby fiompy marobe. DH: "ireo firenena matanjaka, izay tahaka ny andian'ombilahy" # aparitaho Mampiely na mahatonga zavatra hiparitaka faingana amina lanana samihafa # Andriana no ho tonga avy any Egypta Izany dia midika fa ireo andriana ireo dia avy any Egypta mba hanolotra fanatitra ho an'Andriamanitra any Jerosalema. DH: "Ka dia hanatitra fanomezana ho Anao ireo mpitarik'i Egypta" (UDB) # Etiopia Izany dia manondro ny vahoakan'i Etiopia. DH: "Ny Etiopiana" # haninjitra ny tanany ho any amin'Andriamanitra Izany dia fihetsika famantarana izay maneho fihobiana an'Andriamanitra. DH: "manandra-tanana hiderana an'Andriamanitra"