forked from WA-Catalog/plt_tn
574 B
574 B
volon'ondry
volon'ondry izay ampiasaina anamboafrana fitafiana
rongony
zava-maniry izay ampiasaina hanaovana lamba ny kofehiny
miasa an-kafaliana amin'ny tanany
Ny teny hoe "an-kafaliana" dia mety mamaritra ny 1) fahatsapany eo am-piasana, na 2) ny fahatsapany mahakasika ilay volon'ondry sy ilay rongony: "amin'ny tanany izay eo amin'ny zavatra izay ankafiziny atao"
mpanao raharaham-barotra
Olona izy mivarotra sy mividy
mizara ny asa ho an'ireo mpanompo vaviny
"milaza amin'ireo mpanompo vavy izay asa tokony ataon'ny tsirairay avy amin'ny andro iray"