# volon'ondry volon'ondry izay ampiasaina anamboafrana fitafiana # rongony zava-maniry izay ampiasaina hanaovana lamba ny kofehiny # miasa an-kafaliana amin'ny tanany Ny teny hoe "an-kafaliana" dia mety mamaritra ny 1) fahatsapany eo am-piasana, na 2) ny fahatsapany mahakasika ilay volon'ondry sy ilay rongony: "amin'ny tanany izay eo amin'ny zavatra izay ankafiziny atao" # mpanao raharaham-barotra Olona izy mivarotra sy mividy # mizara ny asa ho an'ireo mpanompo vaviny "milaza amin'ireo mpanompo vavy izay asa tokony ataon'ny tsirairay avy amin'ny andro iray"