forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
402 B
Markdown
8 lines
402 B
Markdown
# ny mpivadika
|
|
|
|
Azo atao amin'ny endrika mpamaritra io mpamaritra anarana io. DH: "olona mpivadika" na "ireo izay mpivadika"
|
|
|
|
# Zava-poana ny harena amin'ny andron'ny fahavinirana
|
|
|
|
Ny "andron'ny fahavinirana" dia maneho tranga voafaritra iray, tahaka ny "andron'i Yaveh" na "andron'ny fitsarana" na "fara-andro." DH: "Ny haren'ny olona iray dia tsy hahasoa azy rehefa ho avy mba hitsara Andriamanitra"
|