forked from WA-Catalog/plt_tn
402 B
402 B
ny mpivadika
Azo atao amin'ny endrika mpamaritra io mpamaritra anarana io. DH: "olona mpivadika" na "ireo izay mpivadika"
Zava-poana ny harena amin'ny andron'ny fahavinirana
Ny "andron'ny fahavinirana" dia maneho tranga voafaritra iray, tahaka ny "andron'i Yaveh" na "andron'ny fitsarana" na "fara-andro." DH: "Ny haren'ny olona iray dia tsy hahasoa azy rehefa ho avy mba hitsara Andriamanitra"