plt_tn/lev/06/19.md

12 lines
430 B
Markdown

# izay hanosorana ireo zanaka lahy rehetra
Io dia midika fa izy ireo dia ho voahosotra rehefa lasa mpisorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "rehefa manosotra ny zazalahy rehetra izy, manao azy ireo ho mpisorona"
# ampahafolon'ny efaha iray
Ny iray efaha dia 22 litatra. Ny iray ampahafolon'ny efaha dia eo hoe eo amin'ny 2 lilatra eo.
# ampahafolo
Io dia ampahany iray amin'ny folo zaraina mitovy.