# izay hanosorana ireo zanaka lahy rehetra Io dia midika fa izy ireo dia ho voahosotra rehefa lasa mpisorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "rehefa manosotra ny zazalahy rehetra izy, manao azy ireo ho mpisorona" # ampahafolon'ny efaha iray Ny iray efaha dia 22 litatra. Ny iray ampahafolon'ny efaha dia eo hoe eo amin'ny 2 lilatra eo. # ampahafolo Io dia ampahany iray amin'ny folo zaraina mitovy.