plt_tn/job/41/13.md

830 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenanny mafy an'i Joba alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.

Iza no afaka manala ireo fitafiny ivelany?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy misy afaka manala ny fitafiany ivelany."

Iza no afaka miditra ny fiarovany misosona?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka miditra amin'ny fiarovana mateviny."

Iza no afaka manokatra ireo varavaran'ny tavany ...horohoro?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka mandrovitra ny valanoranony ...horohoro."

ampinga

Ny apinga sy ny lamosin'ny Leviatana dia samy fiarovana tsara ary samy miaro amin'ny zana-tsipìka sy ny fitaovam-piadiana avokoa.

mifanery toy ny fihidin'ny tombo-kase.

Io dia midika fa ireo "apinga" dia tena mifanakaiky ary tsy misy zavatra miditra eo anelanelany.