# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenanny mafy an'i Joba alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh. # Iza no afaka manala ireo fitafiny ivelany? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy misy afaka manala ny fitafiany ivelany." # Iza no afaka miditra ny fiarovany misosona? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka miditra amin'ny fiarovana mateviny." # Iza no afaka manokatra ireo varavaran'ny tavany ...horohoro? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka mandrovitra ny valanoranony ...horohoro." # ampinga Ny apinga sy ny lamosin'ny Leviatana dia samy fiarovana tsara ary samy miaro amin'ny zana-tsipìka sy ny fitaovam-piadiana avokoa. # mifanery toy ny fihidin'ny tombo-kase. Io dia midika fa ireo "apinga" dia tena mifanakaiky ary tsy misy zavatra miditra eo anelanelany.