plt_tn/job/34/24.md

28 lines
952 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# Potipotehiny ireo lehilahy mahery
Io dia miresaka ny famoptehan'Andriamanitra ireo lehilahy ireo toy ny hoe mamotipotika ny vatan'izy ireo. DH: "mandrava ireo lehilahy mahery izy" na mandrava ireo olona manan-danja" (UDB)
# nohon'ny lalan'izy ireo izay tsy hilàna fanadihadiana intsony
Tsy mila manao fanadihadiana izay nataon'izy ireo Izy satria efa fantany izay rehetra mahakasika azy ireo. DH: "tsy misy ilàna fanadihadiana lalina, satria efa fantany ny lalan'izy ireo"
# ny lalan'izy ireo
Io dia fomba fiteny. DH: "ny zavatra izay vitan'izy ireo"
# hapetrany amin'ny toerany avy ny hafa
Io dia midika fa manendry ireo olona hafa mba hanapaka eo toerany Izy. DH: "ary misafidy ny olona hafa mba hanapaka eo eo amin'ny toeran'izy ireo Izy"
# amin'ny alina
Io dia fomba fiteny. DH: "rehefa tsy manampo izany izy ireo"
# ringana izy ireo
DH: "ary namotika azy ireo"