# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany i Eliho. # Potipotehiny ireo lehilahy mahery Io dia miresaka ny famoptehan'Andriamanitra ireo lehilahy ireo toy ny hoe mamotipotika ny vatan'izy ireo. DH: "mandrava ireo lehilahy mahery izy" na mandrava ireo olona manan-danja" (UDB) # nohon'ny lalan'izy ireo izay tsy hilàna fanadihadiana intsony Tsy mila manao fanadihadiana izay nataon'izy ireo Izy satria efa fantany izay rehetra mahakasika azy ireo. DH: "tsy misy ilàna fanadihadiana lalina, satria efa fantany ny lalan'izy ireo" # ny lalan'izy ireo Io dia fomba fiteny. DH: "ny zavatra izay vitan'izy ireo" # hapetrany amin'ny toerany avy ny hafa Io dia midika fa manendry ireo olona hafa mba hanapaka eo toerany Izy. DH: "ary misafidy ny olona hafa mba hanapaka eo eo amin'ny toeran'izy ireo Izy" # amin'ny alina Io dia fomba fiteny. DH: "rehefa tsy manampo izany izy ireo" # ringana izy ireo DH: "ary namotika azy ireo"