plt_tn/job/32/15.md

12 lines
389 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# Tsy nahaloa-bava
"tsy nahita tenenina"
# Tokony hiandry ve aho satria tsy miteny izy ireo, satria mitsangana eo izy ireo ka mangina ary tsy mamaly intsony?
Mampiasa io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisany fa tsy hiandry intsony izy vao hiteny. Mamaly io fanonataniany io i Eliho ao amin'ny andininy manaraka.