# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany i Eliho. # Tsy nahaloa-bava "tsy nahita tenenina" # Tokony hiandry ve aho satria tsy miteny izy ireo, satria mitsangana eo izy ireo ka mangina ary tsy mamaly intsony? Mampiasa io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisany fa tsy hiandry intsony izy vao hiteny. Mamaly io fanonataniany io i Eliho ao amin'ny andininy manaraka.