plt_tn/job/30/12.md

8 lines
328 B
Markdown

# Eo amin'ny tanana an-kavanako no hitsanganan'ny androvolahy
"mamely ny heriko ireo jiolahim-boto" na "mamely ny voninahitro ny vahoaka"
# manao dongon-tany hanaovana fahirano ahy
Fantatr'i Joba fa miomana ny hamely azy ireo fahavalony, tahaka ny tafika miomana ny handrava ny rindrina fiarovana manodidina ny tanàna iray.