# Eo amin'ny tanana an-kavanako no hitsanganan'ny androvolahy "mamely ny heriko ireo jiolahim-boto" na "mamely ny voninahitro ny vahoaka" # manao dongon-tany hanaovana fahirano ahy Fantatr'i Joba fa miomana ny hamely azy ireo fahavalony, tahaka ny tafika miomana ny handrava ny rindrina fiarovana manodidina ny tanĂ na iray.