plt_tn/job/21/07.md

24 lines
1008 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba.
# Nahoana ny olona ratsy fanahy no mbola miaina, tratra antitra, ary mitombo hery amin'ny fahefana?
Mampiasa io fanontaniana io i Joba ma hanehoany fa ireo namany fa diso ireo namany ny amin'ny fiheverana fa mijaly foana ny olona. DH: "Ny olona ratsy fanahy tokoa no lava andro iainana, mitombo fahanterana, ary miha mana-karena kokoa."
# Miorina miaraka aminy eo imason'izy ireo ny taranany, ary ireo zanany dia miorina eo imason'izy ireo
Ireo feezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa marina izany.
# eo imason'izy ireo ...eo imason'izy ireo
Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany satria "ny maso" dia manondro izay jerena. Mahita ireo taranany mitombo hery sy harena ny olona ratsy fanahy.
# Ny tranon'izy ireo
Ny "trano" eto dia manondro vondrom-pianakaviana izay mipetraka ao amin'izy ireo. DH: "ny fianakavian'izy ireo"
# ny kapok'Andriamanitra
Io dia manondro ny famaizan'Andriamanitra.