# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'ireo namany i Joba. # Nahoana ny olona ratsy fanahy no mbola miaina, tratra antitra, ary mitombo hery amin'ny fahefana? Mampiasa io fanontaniana io i Joba ma hanehoany fa ireo namany fa diso ireo namany ny amin'ny fiheverana fa mijaly foana ny olona. DH: "Ny olona ratsy fanahy tokoa no lava andro iainana, mitombo fahanterana, ary miha mana-karena kokoa." # Miorina miaraka aminy eo imason'izy ireo ny taranany, ary ireo zanany dia miorina eo imason'izy ireo Ireo feezanteny roa ireo dia mitovy ny dikany ary manamafy fa marina izany. # eo imason'izy ireo ...eo imason'izy ireo Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany satria "ny maso" dia manondro izay jerena. Mahita ireo taranany mitombo hery sy harena ny olona ratsy fanahy. # Ny tranon'izy ireo Ny "trano" eto dia manondro vondrom-pianakaviana izay mipetraka ao amin'izy ireo. DH: "ny fianakavian'izy ireo" # ny kapok'Andriamanitra Io dia manondro ny famaizan'Andriamanitra.