plt_tn/job/15/17.md

12 lines
294 B
Markdown

# Hasehoko anao
Io dia fomba fiteny. DH: "hazavaiko aminao" na "hatao mazava aminao izany"
# hanambara aminao
"ho lazaiko anao"
# tsy mba nafenin'ny razambeny
Manamafy i Elifaza fa nampianata azy ireo tamin-tanjona ny razamben'izy ireo. DH: "Nampianatra ampahibemaso ny razamben'izy ireo"