# Hasehoko anao Io dia fomba fiteny. DH: "hazavaiko aminao" na "hatao mazava aminao izany" # hanambara aminao "ho lazaiko anao" # tsy mba nafenin'ny razambeny Manamafy i Elifaza fa nampianata azy ireo tamin-tanjona ny razamben'izy ireo. DH: "Nampianatra ampahibemaso ny razamben'izy ireo"