forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
|
|
|
|
Manova ny resany miala amin'ny fahafatesana mankany amin'ny fahavelomana i Joba aorian'ny fahafatesana.
|
|
|
|
# Any no mitsahatra amin'ny fahoriana ny ratsy fanahy; any no mitsahatra ny reraka
|
|
|
|
Mampiasa fampitoviana i Joba mba hanamafisana fa ireo izay manetry tena dia hahita fitsaharana avy amin'ireo izay nampitondra zava-tsarotra azy.
|
|
|
|
# Any no mitsahatra amin'ny fahoriany ny ratsy fanahy
|
|
|
|
Miresaka momba ny toerana izay handehanan'ny olona aorian'ny fahafatesana i Joba. DH: "Any amin'izany toerana izany, hitsahatra amin'ny fampitondrana fahoriana ny ratsy fanahy"
|
|
|
|
# tsy mandre ny feon'ny mpampiasa izy ireo
|
|
|
|
Ny teny hoe "feo" eto dia fanoharana amin'ny hery izay ananan'ireo mpampiasa manoloana ireo andevo. DH: "Tsy ho eo ambany fifehezan'ireo mpampiasa intsony izy ireo"
|
|
|
|
# ny olona kely sy ny lehibe
|
|
|
|
Io dia sarin-teny izay midika hoe "ny olona rehetre, na ny mahantra nany manan-karena."
|
|
|
|
# ny mpanompo dia afaka amin'ny tompony
|
|
|
|
Ny mpanompo dia tsy terena hanompo ny tompony intsony.
|