plt_tn/hag/01/10.md

20 lines
437 B
Markdown

# ny lanitra
DH: "ny habakabaka"
# hihazona ny ando
DH: "hanakana ny orana"
# hain-tany
Fahamainana izay hanakana na handrara ny fanirian'ny zava-maniry ary mandritra ny rano izay ilaina ho an'ny biby na ny olona ao amin'izany faritra izany.
# teo amin'ny divay vaovao, teo amin'ny diloilo
Ny divay dia ilazana ny voaloboka ary ny diloilo dia ilazana ny oliva.
# asan'ny tananareo rehetra Aho!
"ny asa mafy rehetra nataonareo!"