# ny lanitra DH: "ny habakabaka" # hihazona ny ando DH: "hanakana ny orana" # hain-tany Fahamainana izay hanakana na handrara ny fanirian'ny zava-maniry ary mandritra ny rano izay ilaina ho an'ny biby na ny olona ao amin'izany faritra izany. # teo amin'ny divay vaovao, teo amin'ny diloilo Ny divay dia ilazana ny voaloboka ary ny diloilo dia ilazana ny oliva. # asan'ny tananareo rehetra Aho! "ny asa mafy rehetra nataonareo!"