plt_tn/ezk/33/07.md

40 lines
916 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
# ankohonan'Israely
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1.
# avy amin'ny vavako
DH: "avy amiko"
# hampitandrina azy ireo amin'ny anarako
"hampitandrina azy ireo amin'ny maha-mpisolo-tena Ahy" na "hanome azy ireo ny fampitandremana avy amiko"
# tsy manambara izany
"tsy milaza izany"
# ny amin'ny fanaony
"ny amin'ny fomba fanaony" na "ireo zavatra ataony."
# ho fatin'ny fahotany
Tiana lazaina eto fa Andriamanitra dia tsy hamela ireo fahotan'ity olona ity. Na izany aza, ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao dia mandika hoe "noho ireo fahotany"
# ho takiako amin'ny tananao ny ràny
Jereo ny fomba nandikanao ity fehezanteny ity tao amin'ny 3:16.
# tsy miala amin'ny fanaony
"tsy mitsahatra manao ny fomba ratsiny" na "tsy mitsahatra manao zavatra ratsy"
# hahavonjy ny ainao
"ho nihazona ny ainao ho velona"