# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela. # ankohonan'Israely Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:1. # avy amin'ny vavako DH: "avy amiko" # hampitandrina azy ireo amin'ny anarako "hampitandrina azy ireo amin'ny maha-mpisolo-tena Ahy" na "hanome azy ireo ny fampitandremana avy amiko" # tsy manambara izany "tsy milaza izany" # ny amin'ny fanaony "ny amin'ny fomba fanaony" na "ireo zavatra ataony." # ho fatin'ny fahotany Tiana lazaina eto fa Andriamanitra dia tsy hamela ireo fahotan'ity olona ity. Na izany aza, ny sasany amin'ireo dikateny amin'izao dia mandika hoe "noho ireo fahotany" # ho takiako amin'ny tananao ny ràny Jereo ny fomba nandikanao ity fehezanteny ity tao amin'ny 3:16. # tsy miala amin'ny fanaony "tsy mitsahatra manao ny fomba ratsiny" na "tsy mitsahatra manao zavatra ratsy" # hahavonjy ny ainao "ho nihazona ny ainao ho velona"